Diam-penina

20 Jio, 2006

Sudoku

Tsikaiky — Nampidirin'i fraz @ 14:51

Misy bandy espagnole akama izay mantsy mizara zavatra mahaliana sy mampihomehy ireny foana amin'ny mail fa mba anisan'ny nampihomehy ahy ity proverbe asiatique nalefan'lery ity androany : :-)

SI TU AS LE NORD DEVANT TOI
TU AS FORCEMENT LE SUDOKU

 


Hevitra

  1. :D tsy ratsy indray iny a.tena hita hoe any amin'ny sud marina ny espagne

    Nampidirin'i voromailala — 20 Jio 2006, 16:54

  2. Tena tsy forcément mitombina foana izany, raha ho an'ny olona ohatra an'itony ohatra :)

    Nampidirin'i lapino — 21 Jio 2006, 09:37

Powered by LifeType