Diam-penina

21 Jio, 2006

Jeu de logique kely

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 09:12

Andramo anie ity kilalao ity e :-) . Télécharger-o ilay fichier Excel. Mandahatra sobabaka izy io ka toy izao ny départ :

 

 Dia toy izao ny tanjona :

 

 


Hevitra

  1. :-)

    Nampidirin'i lapino — 21 Jio 2006, 09:40

  2. Possible ve klou io k'le...

    Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 09:44

  3. Io sary valiny io izao vao tamin'izaho nanao azy taninkeo.

    Nampidirin'i fraz — 21 Jio 2006, 09:46

  4. TSsss aza manome hafa intsony kle hihihi

    Hitako par hasard aloha t@ voalohany dia natao etudes kely... dia hita ny formule :-)
    Formule afaka miasa amin'ny sahona mihoatra ny 3 :-p

    Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 12:36

  5. haisy manja izany :-), ary ilay izy ohatran'ny iray ihany solution an (fa sym├ętrique)

    Nampidirin'i fraz — 21 Jio 2006, 12:43

  6. Mitovitovy amin'ilay jeu hoe Hanoi (Pyramide) ihany. anakiray ny solution fa mitovy ny fi-traiter-na azy.. Fa manja ilay izy kah. Nisy an'izay bandy niara-nibosy taminay t@ terminal zay tena nataon'i leiry tany antrano t@ taratasy lava be ny solution-n'ny hanoi lol... bandy matematisiana gravy zay fa saika nivah i leiry vao nahavita an'ilay izy.

    Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 12:51

Powered by LifeType