Diam-penina

28 Jio, 2006

Ny brésil no ho tompon-daka amin'ity 2006 ity

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 13:40

Mbola mitohy ihany ny fandraisana zavatra mahaliana avy amina bandy akama espagnole izay. Vakio indray ity eto ambany ity :

 

Faut-il regarder les matchs de Coupe du Monde

… alors que le vainqueur est déjà connu ?!

 

Le Brésil a gagné la Coupe du Monde de 1994, avant cela son précédent titre de Champion du Monde était en 1970.

> Si vous additionnez : 1970 + 1994 = 3964

> L’Argentine a gagné sa dernière Coupe du Monde en 1986, sa précédente étant en 1978.

> En sommant les deux années on obtient : 1978 + 1986 = 3964

> L’Allemagne en revanche, a gagné sa dernière Coupe du Monde en 1990. Avant cela, son précédent titre de Champion du Monde était en 1974.

> De la même façon, on trouve 1990 + 1974 = 3964

> En suivant cette logique, on pourrait déduire le gagnant de la Coupe du Monde 2002. Pour cela il suffirait de regarder qui l’a gagné en 3964 -2002 = 1962.

Cette année là, ce fut bien encore le Brésil qui la gagna ! ... Comme en 2002 !

> La numérologie parait vraiment très fiable ...

> Qui gagnerait la Coupe du Monde en 2006 dans ce cas ?

>  Réponse : 3964 - 2006 = 1958

> Et qui l’a gagnée 1958?.... .....

 

> LE BRESIL !!!

 

 

Mahavariana an !! Izany eo ihany fa izaho aloha maka an-dry zalahy e  ! 


Hevitra

  1. Mitady ho fomba jiosy izany numerologie izany. Fa izao kosa indray anefa! raha tamin'ny statistika fony nihaona i Frantsa sy i Brésil dia i Frantsa no manana tombony kokoa. Noho izany ny numerologie no handresy sa ny statistika?

    Izaho indray moa efa nasehoko hoe tsymaka brésil mihitsy fa na Comores sy Brésil aza no hihaona dia haka Comores aho!

    Loza koa ity tsy fitiavana ity an!

    Nampidirin'i jentilisa — 28 Jio 2006, 14:58

  2. Tsy tian'i Jentilisa izany ilay izy satria fomban'ny jiosy? :P
    Ilay statistika manko mbola probabilité no omeny, fa ity tonga dia tena izy mihitsy!

    Izay eo, fa za momba ny finale Argentine vs Bresil, dia toa maka Argentine indray za am'zay. Amin'ny 1/2 finale Bresil vs Portugal sy Argentine vs Ukraine! Aleo handeha ny lalao e! ;)

    Fa dia mahita hatao koa ry zalah izany an! Amin'ny fomba ahoana no ahafahana mahita an'izany 3964?! :D

    Nampidirin'i lapino — 28 Jio 2006, 15:18

  3. Misy olona de tena mandalina 'ka. ka ho hita eo e!

    Nampidirin'i Tokinao — 28 Jio 2006, 18:54

  4. Toa ohatran'ny tsindrotsindroka fotsiny ilay izy kou. Misy isaky ny efataona ny mondial ka tokony verifié daholo io rehefa misy mondial.
    Fa mahagaga ihany aloha ilay izy e. Maty antoka fotsiny ny frantsay hiady @ bresil raha izany.

    Nampidirin'i Hery — 29 Jio 2006, 07:08

  5. iiiiiiiiiiiiii, mba exception ny an'ity taona ity e! :)

    Nampidirin'i lapino — 01 Jol 2006, 05:21

  6. Mety ho Frantsa indray ho hahazo amin'ity raha izao no mitohy !

    Nampidirin'i fraz — 01 Jol 2006, 06:44

  7. Na dia hoe frantsa anaty pronostika aza tsy nataoko nefa...

    Nampidirin'i jentilisa — 02 Jol 2006, 07:39

  8. Hitanareo fa Italie wa no lasa tompon_daka a. hahah-

    Nampidirin'i Tokinao — 14 Jol 2006, 16:24

Powered by LifeType