Diam-penina

04 Jol, 2006

Mahavariana ity atidoha ity

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 13:05

Anisan'ny mahavariana ny misiterin'ny zava-bitan'ny atidohan'olombelona. Ohatra fotsiny ity ambany ity : tsy misy mihetsika mihitsy amin'ireo sary ireo. Raha hijery ohatra misimisy dia alaivo ato

 

 

 


Hevitra

  1. tsy ratsy kosa an. Heveriko fa gif animé tam voalohany

    Nampidirin'i voromailala — 04 Jol 2006, 16:16

  2. Ilay parrallèles iny tena milay ...

    Nampidirin'i pissoa — 05 Jol 2006, 08:10

  3. Hmm! Hitako ao ilay dauphins :D

    Fa ilay farany indrindra iny danzz be lety e! Mahita Lorenzo Lamas tsy haihay izany! :-P

    Nampidirin'i lapino — 05 Jol 2006, 22:53

  4. Ilay dauphin dia tena tsy hitako amin'ilay sary mihitsy aloha fa sarotra ny mandainga. Dia hoe taiza koa no nahitan'ny zazakely dauphin tany an-kibo ?

    Nampidirin'i fraz — 06 Jol 2006, 04:05

  5. Tena variana a tamlé izy klé.
    Za lo tsy nahita an'ilay dauphin koa e! fa lé tamin'ny farany no tena variana lety e!
    Mahita raha koa nareo a 8)

    Nampidirin'i ers — 06 Jol 2006, 09:48

  6. Ilay dauphins :)

    Nampidirin'i lapino — 06 Jol 2006, 10:32

  7. aiza koa ary ry lapino no mahita lorenzo lamas izany le aza an!Fa angaha dia mpankafy le rebelle mihitsy e!Hita mazava izao fa rajesosy io personnage hita io kole sqa ahoana?
    Fa henjana kosa aloha io e!Efa hitako io tamin'izaho mbola kely,i nenitoako no nitondra io sary io fa ni-imprimeny tany ampiasana ilay izy no tena marina.Dia nijery izahay fa gaga.Fa Rabainina no tsy nahita ilay jesosy mihitsy ka dia tapa-tsinay ny rehetra nilaza hoe misy devoly angamba i Dada matoa tsy mahita an'i kristy.lol

    Nampidirin'i gasy72 — 11 Jol 2006, 12:37

  8. Izaho koa tamin'ny voalohany tsy nahita fa rehefa nijery elaela jereko ohatran'ny misy portrait miakatra tampoka izany teo @ rindrina ary tena nazava be ilay sary.

    Nampidirin'i fraz — 11 Jol 2006, 12:40

Powered by LifeType