Diam-penina

19 Jol, 2006

Famatorana kravaty

Sao mahasoa ! — Nampidirin'i fraz @ 11:40
Taloha tamin'ny mbola tsy nahay namatotra aho dia miantso olona foana hoe ity mba afatory, farany hoe tapa-kevitra hoe handeha hianatra. Tamin'ny internet aho no  nianatra namatotra (taona 1999), vetivety ihany dia hay. Ireto misy site anankiroa ohatra misy fianarana azy http://www.tie-a-tie.net/ na ity http://www.noeud-de-cravate.com/. Jerijereo ihany koa ny resaka Lavallière ho an'izay hanambady.

Hevitra

  1. Misaotra an'i Fraz fa tena ilainay vehivavy mihitsy ireo :) (hihihi)

    Nampidirin'i pissoa — 26 Jol 2006, 07:03

  2. Tsy misy fisaorana ka mba atsipitsipy eny e :)

    Nampidirin'i fraz — 26 Jol 2006, 07:26

Powered by LifeType