Diam-penina

24 Aog, 2006

Tsy planeta intsony hono Pluton

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 17:56

Nesorin-dry leirony (UAI) tsy ho planeta intsony hono ra  Pluton fa toa tsy mahafeno ny fepetra amin'izany, kely loatra. Lasa planète naine indray izy izany. Dia lasa 8 indray izany ny isan'ireo planeta ao anaty système solaire. Miova daholo indray ny lesona rehetra ampianarina.

Izany akory tsy mampiova ny fiainana fa ny masoandro dia hitohy hiposaka foana fa mba vaovao fotsiny iny. (Source Metro) 


Hevitra

  1. Toa vao naverin-dry zalahy nofaritana mihitsy ny atao hoe planeta ko. Fa na ilay 8 ambiny aza ... iza daholo moa? :)

    Nampidirin'i lapino — 24 Aog 2006, 22:42

Powered by LifeType