Diam-penina

20 Apr, 2006

overwrite css

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 09:59

Nanandrana ilay overwrite css fa dia tena voahitsaka daholo mihitsy ny tao satria dia lasa menamena be ilay pejy. Mety ilay template nosafidiako angamba no tsy nahazaka.
Ary inona no dikan'ilay hoe Nouveau Template io  ? Afaka manao upload ve sa ahoana fa nanandrana aho fa toa mikohaka fotsiny nedala.
Misaotra ny mpikarakara mamaly. 


Hevitra

  1. Alohan'ny hanamboarana an'ilay css overwrite aloha dia ilaina jerena daholo ihany ny fichier css ao amin'ilay blaogy sy ny class tiana hotsindriana.
    Raha tena hanamboatra css vaovao mihitsy dia ilay template hoe NoScript fidiana fa iny mbola tsisy css mihitsy.

    Ilay hoe Nouveau template dia tsy misy na inona na inona :-) (Efa nesorina saingy tsy azo esorina tanteraka noho ny compatibilité t@ config efa nipetraka)

    Nampidirin'i Hery — 20 Apr 2006, 11:09

Powered by LifeType