Diam-penina

25 Apr, 2006

FC Barcelone vs Milan AC - Ligue des champions

Ankapobeny — Nampidirin'i fraz @ 11:16

Match retour indray rahariva ka aza adino ny mijery ho an'ireo izay tia foot !!
Izaho aloha maka an'i Barcelone e . Ny jeu an-dry zalahy tena ohatran'ny mijery spectacle mihitsy.  Favy ilay Ronaldinho

Fanampiny (15/05/06) :  Nirava ady sahala 0-0 ny baolina fa efa nandresy moa ny Barcelone tamin'ny lalao mandroso dia tafakatra izany izy. Ny famaranana amin'ity saison ity dia amin'ny Alarobia 17/05/2006 , hihaonan'ny Barcelone sy ny Arsenal.

 


Hevitra

  1. noheveriko ity mba hanao tombatombana sy hametraka ny fanadihadiana rehetra ianao!

    Nampidirin'i jentilisa — 25 Apr 2006, 13:19

  2. Aleo amin'ny manaraka fa tsy misy fotoana e :-)

    Nampidirin'i fraz — 25 Apr 2006, 13:24

Powered by LifeType