Diam-penina

25 Apr, 2006

Silaka be !

Tsikaiky — Nampidirin'i fraz @ 13:47
Jereo ny tohiny .....

Hevitra

  1. looollll :D !!!

    Nampidirin'i Mirana — 25 Apr 2006, 14:00

  2. Zatra ny lalan-dririnina :-)

    Nampidirin'i hery — 25 Apr 2006, 14:01

  3. Ka mangatsiaka ny andro koa!

    Nampidirin'i jentilisa — 25 Apr 2006, 14:04

  4. Disodiso kely :)

    Nampidirin'i pissoa — 25 Apr 2006, 14:09

  5. Tairo moa an-kamerim-botsotra e! :P

    Nampidirin'i lapino — 25 Apr 2006, 14:39

  6. iza no silaka be? ;)

    Nampidirin'i colette — 13 Mey 2006, 12:27

Powered by LifeType