Diam-penina

18 Mey, 2006

Lesona Eseky wikianja

Echecs — Nampidirin'i fraz @ 09:12

Ary sendra nijerijery fotsiny fa hay efa misy lesona Eseky ao amin'ny wikianjantsika nataon'ny namana Hery. mpilalao eseky ao amin'ny lalao.serasera.org. Ho an'ireo izay te hianatra dia afaka mijery ao moa ireo efa mahay dia afaka manampy ao koa.

Manampy an'io dia ireto amin'ny sary ambany ireto ny boky fampiasako efa voafantina tamin'ireo maromaro fa ny boky anisan'ny tsara koa dia ny "Mon Système" Tome I sy II raha hoe te hanomboka handalina (jeu positionnel). Boky stratégie ny ankabezan'ireo fa torohevitra raha tactique aleo amin'ny ordinateur no mianatra, sady mora atao no haingana kokoa. Toy izay koa ny fianarana ouverture na finale.

 

DSC01983

Fanampin-tsary :

 

Echiquier  Boky

Hevitra

  1. Ny namana simplex koa no tena nanao an'io fampianarana io. :)

    Fa ahoana ireto boky bedebe ireto kle? Hitako ohatra ny mpanala CEPE mifaninana amin'ny injeniera milalao aminareo :)

    Mersii aloo am'le torohevitra e!

    Nampidirin'i lapino — 18 Mey 2006, 09:40

  2. Fanamarihana key :-)
    Nanokatra ny takelaka fotsiny aho fa ry zalahy mpilalao malaza Simplex, BasyVava, fraz no hitako mameno azy ao.

    Nampidirin'i hery — 18 Mey 2006, 09:41

  3. hery> hay ve e :-)

    lapino> boky mba novakivakiana teny tamin'ny mbola mersenera :-)

    Nampidirin'i fraz — 18 Mey 2006, 09:49

  4. Ary efa fenofeno mihitsy kay ilay izy ao an! Tsy ohatra an'io no hitako farany. :)

    Nampidirin'i lapino — 18 Mey 2006, 09:52

  5. fanamarihana kely i fraz dia efa champion universitaire echec tany dago.
    Iny no entrainerako tamin'izay tany rouen.
    1900 mahery ny elo an'i Fraz.

    Nampidirin'i voromailala — 18 Mey 2006, 10:21

  6. izy no entrainerako (diso fanoratra foana koa za :-) )

    Nampidirin'i voromailala — 18 Mey 2006, 10:23

Powered by LifeType