Site fizarana secret
Asa raha efa fantatrareo fa ity misy blog anankiray natao ho fizarana secret. Amin'alalan'ny carte postale ireny, matetika misy sary no hanehoana azy. Hahitana hoe ahoana marina ny tena mety ho eritreretin'ny olona. Anonyme tanteraka aloha ny zavatra ao ka tsy misy hatahorana raha tsy tiana ho fantatra. Vakivakio ao ary ! Anisan'ny blog voafidy voalohany noho ny zavatra ao anatiny izy io teo aloha teo. Sady efa nahavita boky mihitsy ry zalahy.
1 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
:O mahita atao mihintsy ka!
mety tsara indrindra ho an'ny olona tsy dia miresaka na sarokenatra
Nampidirin'i niry — 21 Jio 2006, 20:04