Sudoku
Misy bandy espagnole akama izay mantsy mizara zavatra mahaliana sy mampihomehy ireny foana amin'ny mail fa mba anisan'ny nampihomehy ahy ity proverbe asiatique nalefan'lery ity androany : :-)
SI TU AS LE NORD DEVANT TOI
TU AS FORCEMENT LE SUDOKU
2 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
:D tsy ratsy indray iny a.tena hita hoe any amin'ny sud marina ny espagne
Nampidirin'i voromailala — 20 Jio 2006, 18:54
Tena tsy forcément mitombina foana izany, raha ho an'ny olona ohatra an'itony ohatra :)
Nampidirin'i lapino — 21 Jio 2006, 11:37