Jeu de logique kely
Andramo anie ity kilalao ity e :-) . Télécharger-o ilay fichier Excel. Mandahatra sobabaka izy io ka toy izao ny départ :
Dia toy izao ny tanjona :
6 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
Andramo anie ity kilalao ity e :-) . Télécharger-o ilay fichier Excel. Mandahatra sobabaka izy io ka toy izao ny départ :
Dia toy izao ny tanjona :
Powered by LifeType
:-)
Nampidirin'i lapino — 21 Jio 2006, 11:40
Possible ve klou io k'le...
Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 11:44
Io sary valiny io izao vao tamin'izaho nanao azy taninkeo.
Nampidirin'i fraz — 21 Jio 2006, 11:46
TSsss aza manome hafa intsony kle hihihi
Hitako par hasard aloha t@ voalohany dia natao etudes kely... dia hita ny formule :-)
Formule afaka miasa amin'ny sahona mihoatra ny 3 :-p
Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 14:36
haisy manja izany :-), ary ilay izy ohatran'ny iray ihany solution an (fa symétrique)
Nampidirin'i fraz — 21 Jio 2006, 14:43
Mitovitovy amin'ilay jeu hoe Hanoi (Pyramide) ihany. anakiray ny solution fa mitovy ny fi-traiter-na azy.. Fa manja ilay izy kah. Nisy an'izay bandy niara-nibosy taminay t@ terminal zay tena nataon'i leiry tany antrano t@ taratasy lava be ny solution-n'ny hanoi lol... bandy matematisiana gravy zay fa saika nivah i leiry vao nahavita an'ilay izy.
Nampidirin'i Hery — 21 Jio 2006, 14:51