Famatorana kravaty
Taloha tamin'ny mbola tsy nahay namatotra aho dia miantso olona foana hoe ity mba afatory, farany hoe tapa-kevitra hoe handeha hianatra. Tamin'ny internet aho no nianatra namatotra (taona 1999), vetivety ihany dia hay. Ireto misy site anankiroa ohatra misy fianarana azy http://www.tie-a-tie.net/ na ity http://www.noeud-de-cravate.com/. Jerijereo ihany koa ny resaka Lavallière ho an'izay hanambady.
2 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
Misaotra an'i Fraz fa tena ilainay vehivavy mihitsy ireo :) (hihihi)
Nampidirin'i pissoa — 26 Jol 2006, 09:03
Tsy misy fisaorana ka mba atsipitsipy eny e :)
Nampidirin'i fraz — 26 Jol 2006, 09:26