Tsy planeta intsony hono Pluton
Nesorin-dry leirony (UAI) tsy ho planeta intsony hono ra Pluton fa toa tsy mahafeno ny fepetra amin'izany, kely loatra. Lasa planète naine indray izy izany. Dia lasa 8 indray izany ny isan'ireo planeta ao anaty système solaire. Miova daholo indray ny lesona rehetra ampianarina.
Izany akory tsy mampiova ny fiainana fa ny masoandro dia hitohy hiposaka foana fa mba vaovao fotsiny iny. (Source Metro)
1 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
Toa vao naverin-dry zalahy nofaritana mihitsy ny atao hoe planeta ko. Fa na ilay 8 ambiny aza ... iza daholo moa? :)
Nampidirin'i lapino — 25 Aog 2006, 00:42