Echecs : serveur AJAX voalohany
Ry zalahy ao amin'ny 64pola dia milaza fa ry zareo no nahavita ny serveur na lalao Echecs AJAX voalohany , izany hoe interactive mihitsy ny lalao. Ny zavatra ilaina dia tsy misy afa tsy navigateur sy Javascript fotsiny ihany dia mety. Mampamangy izany ny interface mavesatra mampiasa applet.

1 Hevitra |
0 Verindrohy (trackback)
500 Internal Server Error ;)
Fa na izany aza ajax vs applets ve tsy mety ho azo iadian-kevitra ihany (prog interpreté vs compilé) ?
Nampidirin'i lapino — 23 Apr 2006, 10:34